Arikanjely Jereo koa Adama; Mikaela Mikaela na i Adama no arikanjely, na lehiben’ny anjely. Ny Tompo no hidina avy any an-danitra miaraka amin’ny fiantsoana sy ny feon’ny arikanjely, 1 Tes. 4:16. Mikaela no ilay arikanjely, Joda 1:9 (F&F 29:26; 88:112; 128:20–21).