Mpampakatra Jereo koa Jesoa Kristy Jesoa Kristy ao amin’ny soratra masina no tandindon’ny Mpampakatra. Ny Fiangonana no tandidon’ny ampakariny. Nandeha ny virijiny folo mba hitsena ny Mpampakatra, Mat. 25:1–13. Izay manana ny ampakarina no Mpampakatra, Jao. 3:27–30. Sambatra izay nantsoina ho amin’ny fanasana fampakaram-badin’ny Zanakondry, Apôk. 19:5–10. Aoka ho vonona amin’ny fiavian’ny Mpampakatra, F&F 33:17. Mivonòna ho an’ny Mpampakatra, F&F 65:3.