Hitsim-po Jereo koa Fahamarinana (toetra); Fahamarinan-toetra Fahamarinana, Fahamarinan-toetra ary fahatsoram-po. Tsy hoesoriko hiala amiko ny hitsim-poko mandra-pahafatiko, Joba 27:5. Mandeha amin’ny hitsim-po ny olona marina, Ohab. 20:7. Izy ireo dia lehilahy marina tamin’ny fotoan-drehetra, na inona na inona zavatra nankinina taminy, Almà 53:20. Tia an’i Hyrum Smith ny Tompo noho ny fahitsian’ny fony, F&F 124:15.