Mihevitra Ho Jereo koa Fanajana; Manaja Fiheverana ny olona na ny zavatra ho manana vidy sy lanja, indrindra fa eo amin’ny sehatry ny filazantsara. Nohamavoina Izy ary tsy mba nahoantsika, Isa. 53:3–4. Izay heverin’ny olona ho ambony tokoa dia fahavetavetana eo imason’ Andriamanitra, Lio. 16:15. Aoka ny tsirairay hihevitra ny hafa ho tsara kokoa noho ny tenany, Filip. 2:3. Iray ihany no fihevitry ny Tompo ny nofo rehetra, 1 Ne. 17:35. Tokony hihevitra ny namany ho toy ny tenany ny olona tsirairay, Môzià 27:4 (F&F 38:24–25). Tamin’ny androm-piadanany dia hamaivaniny ny torohevitro, F&F 101:8.