Mendrika Jereo koa Fahamarinana (toetra) Marin-toetra sady ankasitrahana eo imason’ Andriamanitra sy eo imason’ireo mpitondra notendreny. Izay tsy mitondra ny hazo fijaliany dia tsy mendrika ho Ahy, Mat. 10:38. Ny mpiasa mendrika hahazo ny karamany, Lio. 10:7 (F&F 31:5). Fa izaho kosa ny hanao ny zava-drehetra amim-pahamendrehana, Môrm. 9:29. Ary tsy natao batisa izy ireo raha tsy mendrika izany, Môrô. 6:1. Izay midonana-poana dia tsy hisaina ho mendrika ny hahazo sitraka, F&F 107:100. Izay tsy hizaka famaizana dia tsy mendrika ny fanjakako, F&F 136:31. Nomena ny lehilahy marina rehetra mpikambana ny fisoronana, FÔ 2.