Titosy
Ao amin’ny Testamenta Vaovao, Grika niova fo mahatoky izay niara-nandeha tamin’i Paoly tany Jerosalema ary lasa misiônera taty aoriana (Gal. 2:1–4; 2 Tim. 4:10). I Titosy no nanome ny olomasina tao Korinto ny epistily voalohany nosoratan’i Paoly (2 Kor. 7:5–8, 13–15).