Lehia, Misiônera Nefita Jereo koa Helamàna, Zanakalahin’i Helamàna Ao amin’ny Bokin’i Môrmôna, zanakalahin’i Helamàna, izay zanakalahin’i Helamàna. Misiônera malaza i Lehia (Hel. 3:21; 4:14). Nantsoina hoe Lehia ho fahatsiarovana ny razam-beny, Hel. 5:4–6. Nanova fo maro niaraka tamin’i Nefia, naiditra am-ponja, nohodidin’ny afo, ary niresaka tamin’ny anjely, Hel. 5:14–48. Nahazo fanambarana maro isan’andro, Hel. 11:23.