Kôriantomira Jereo koa Jaredita Ao amin’ny Bokin’i Môrmôna: mpanjakan’ny Jaredita ary ilay hany sisa niangana tamin’ny firenena Jaredita. Hitan’ny vahoakan’i Zarahemla, Ômn. 1:21. Mpanjaka teo amin’ny tany manontolo, Ete. 12:1–2. Nobaboin’i Sareda ary nafahan’ireo zanakalahiny, Ete. 13:23–24. Niady tamin’ireo fahavalo samihafa, Ete. 13:28–14:31. Nibebaka, Ete. 15:3. Niady ny ady farany tamin’i Siza, Ete. 15:15–32.