Mpiandry ondry Tsara Jereo koa Jesoa Kristy Jesoa Kristy no Mpiandry ondry Tsara. An’ohatra no ampitahaina ny mpanara-dia Azy ho toy ny ondry izay andrasan’i Jesoa. Ny Tompo no mpiandry ahy, Sal. 23:1. Hamahana ny ondriny tahaka ny mpiandry ondry Izy, Isa. 40:11. Dia toy izany no hitadiavako ny ondriko, Ezek. 34:12. Izaho no mpiandry ondry tsara, Jao. 10:14–15. Jesoa no ilay mpiandry ondry lehibe miahy ny ondry, Heb. 13:20. Manisa ny ondriny Izy ary ireo dia mahalala Azy, 1 Ne. 22:25. Miantso anareo amin’ny anarany ilay mpiandry ondry tsara, dia i Kristy, Almà 5:38, 60. Hisy vala iray sy mpiandry ondry iray, 3 Ne. 15:21 (Jao. 10:16).