Mahatsapa Jereo koa Fanahy Masina Mandre ny bitsiky ny Fanahy. Efa donto ianareo ka tsy nahatsapa ny teniny, 1 Ne. 17:45. Rehefa tsapanareo ireo fihetsiny mandrobona, dia hanomboka hiteny ianareo fa voa tsara izany, Almà 32:28. Ho tsapanao fa marina izany, F&F 9:8. Ny olona rehetra izay hiditra ny tranon’ny Tompo dia mety hahatsapa ny herinao, F&F 109:13.