Matia Jereo koa Apôstôly—Fifantenana ireo Apôstôly Ilay lehilahy voafidy hisolo an’i Jodasy Iskariota ho mpikambana ao amin’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roa ambin’ny folo (Asa 1:15–26). Mpianatra izy nandritra ny asa fanompoana rehetra nataon’i Jesoa teto an-tany (Asa 1:21–22).