Fandrafiana Jereo koa Fitiavana; Mialona; Valifaty Ao amin’ny Soratra Masina, fifanoherana, otri-po ary fankahalana. Hampifandrafesiko ianao sy ny vehivavy, Gen. 3:15 (Mos. 4:21). Fandrafiana an’ Andriamanitra ny fihevitry ny nofo, Roma. 8:7. Fandrafiana an’ Andriamanitra ny fisakaizana amin’izao tontolo izao, Jak. 4:4. Amin’izay andro izay, dia hitsahatra eo anoloan’ny tavako ny fandrafiana, F&F 101:26.