Mpampionona
Ny soratra masina dia milaza ny amin’ny Mpampionona roa. Ny voalohany dia ny Fanahy Masina (Jao. 14:26–27; Môrô. 8:26; F&F 21:9; 42:17; 90:11). Ny Mpampionona faharoa dia i Jesoa Kristy Tompo (Jao. 14:18, 21, 23). Rehefa mahazo ny Mpampionona faharoa ny olona dia hiseho aminy ombieny ombieny i Jesoa Kristy ka hanambara ny Ray ary hampianatra azy mifanatrika (F&F 130:3).