Mpanafaka Jereo koa Jesoa Kristy Mpanafaka ny olombelona i Jesoa Kristy, satria Izy dia mamonjy ny rehetra amin’ny famatoran’ny fahafatesana ary izay mibebaka amin’ny famaizan’ny ota. Ny Tompo no vatolampiko sy mpanafaka ahy, 2 Sam. 22:2 (Sal. 18:2; 144:2). Ianao no mpanampy sy mpanafaka ahy, Sal. 40:17 (Sal. 70:5). Hivoaka avy any Ziona ny Mpanafaka, Roma. 11:26. Ny Olomasina dia manaiky ny Zanak’ Andriamanitra ho Mpanavotra sy Mpanafaka azy ireo, F&F 138:23.