Debora Mpamin’nynivavy ao amin’ny Testamenta Taloha, izay nitsara an’i Isiraely ary nandrisika an’i Baraka hanohitra ny Kananita (Mpits. 4). Nankalaza ny fanafahana an’i Isiraely tamin’ny famatorana ny hiran’i Debora sy i Baraka (Mpits. 5).