Fizokiana Jereo koa Fanekempihavanana; Lahimatoa Zo amin’ny fandovana ananan’ny zanaka lahimatoa. Tafiditra ao amin’ny fizokiana, amin’ny heviny malalaka, izay mety ho zo rehetra na lova nafindra tamin’ny olona iray, fony izy teraka tao amin’ny ankohonana na kolontsaina iray. Amidio amiko anio ny fizokianao, Gen. 25:29–34 (Gen. 27:36). Nipetraka ny lahimatoa araka ny fizokiany, Gen. 43:33. Napetrany teo alohan’i Manase i Efraima, Gen. 48:14–20 (Jer. 31:9). An’i Josefa ny fizokiana, 1 Tan. 5:2. Namidin’i Esao ny fizokiany, Heb. 12:16. Mpandova ara-dalàna ianareo, F&F 86:9. Ziona dia manana zo amin’ny fisoronana amin’ny alalan’ny firazanana, F&F 113:8 (Abr. 2:9–11).