Mampiasa ireo teny ireo amin’ny lafiny roa ny soratra masina. Amin’ny lafiny iray dia fanahy zanaky ny Raintsika any an-danitra ara-bakiteny isika rehetra. Amin’ny lafiny iray hafa kosa, ny zanakalahy sy zanakavavin’ Andriamanitra dia ireo izay nateraka indray tamin’ny alalan’ny Sorompanavotan’i Kristy.
Zanaka nateraka indray tamin’ny alalan’ny sorompanavotana