Fivoriana tany An-danitra Jereo koa Ady tany An-danitra; Drafitry ny Fanavotana; Fiainana Talohan’ny Fiainana An-tany Fotoana iray talohan’ny fiainana an-tany, izay nanoloran’ny Ray ny drafiny ho an’ireo zanany ara-panahy izay ho tonga ety an-tany. Nihiaka noho ny fifaliana ireo zanak’ Andriamanitra, Joba 38:4–7. Ambonin’ny kintan’ Andriamanitra no hanandratako ny seza fiandrianako, Isa. 14:12–13. Nisy ady tany an-danitra, Apôk. 12:7–11. Noraisiny tao amin’ny tontolon’ny fanahy ny lesona voalohany talohan’ny nahaterahany, F&F 138:56. Nikomy i Satana tamin’ny fiainana talohan’ny fiainana an-tany, Mos. 4:1–4. Nalamina talohan’ny nahariana an’izao tontolo izao ireo faharanitan-tsaina, Abr. 3:22. Nifampidinika ireo Andriamanitra, Abr. 4:26. Nofaranan’ireo Andriamanitra ny asa notapahiny hatao, Abr. 5:2.