Takelaka
Fahiny, ny antokon’olona sasany dia nanoratra ny tantara sy ny firaiketany tambonin’ny takela-by, tahaka izay nitranga tamin’ny Bokin’i Môrmôna. Ho fampahalalana misimisy kokoa, jereo ny “fanazavana fohifohy momba ny Bokin’i Môrmôna” ao amin’ny pejy fanoloran’ny Bokin’i Môrmôna.