Hagara
Ilay Egyptiana mpanompovavin’i Saraha ao amin’ny Testamenta Taloha. Nanjary vadin’i Abrahama izy ary renin’i Isimaela (Gen. 16; 25:12; F&F 132:34, 65). Nampanantena an’i Hagara ny Tompo fa firenena lehibe iray no haloaky ny zanakalahiny (Gen. 21:9–21).