Izy Aho Jereo koa Jehovah; Jesoa Kristy Anankiray amin’ireo anaran’i Jesoa Kristy Tompo. Hoy Andriamanitra tamin’i Mosesy Izaho Izay Izy, Eks. 3:14–15. Izaho no Tompo, Eks. 6:2–3. Fony tsy mbola ary i Abrahama dia Izy Aho, Jao. 8:56–59. Henoy ny feon’i Jesoa Kristy, ilay Izy Aho Lehibe, F&F 29:1 (F&F 38:1; 39:1).