Famerenana Jereo koa Famerenana amin’ny laoniny ny Filazantsara Fiverenan’ny zavatra na toetra iray izay efa very na nesorina. Hakambana indray ao amin’ny endriny tomombana ny fanahy sy ny vatana, Almà 11:43–44. Ny famerenana amin’ny laoniny dia ny famerenana indray ny ratsy ho amin’ny ratsy, ny tsara ho amin’izay tsara, Almà 41:10–15. Mino isika fa hampodiana indray ny Foko Folo, fa hohavaozina sy handray ny voninahitry ny paradisany ny tany, Fp. 1:10 (F&F 133:23–24).