Efitra Masina Indrindra Jereo koa Tabernakely; Tempoly, Tranon’ny Tompo Ny Efitra Masina Indrindra tao amin’ny tabernakelin’i Mosesy, ary ao amin’ny tempoly aty aoriana. Natao koa hoe ny “fitoerana masina indrindra” izany (Eks. 26:33–34)