Anasy Jereo koa Kaiafa Ao amin’ny Testamenta Vaovao, lehilahy izay nanana fahefana lehibe teo amin’ny Synedriona. Nentina teo aminy aloha i Jesoa rehefa nosamborina (Jaona 18:13); nandray anjara lehibe koa tamin’ny fitsarana an’ireo Apôstôly izy (Asa 4:3–6).