Kôlôba Ilay kintana akaiky indrindra ny seza fiandrianan’ Andriamanitra (Abr. 3:2–3, 9). Nahita an’i Kôlôba sy ireo kintana i Abrahama, Abr. 3:2–18. Araka ny fotoan’i Kôlôba ny fanisana ny fotoan’ny Tompo, Abr. 3:4, 9 (Abr. 5:13).