Smith, Emma Hale Jereo koa Smith, Joseph, zanany Vadin’ny Mpaminany Joseph Smith. Nandidy an’i Emma ny Tompo hifantina hiram-piderana ho an’ny Fiangonana. Nanompo tamin’ny maha-filoha voalohany tao amin’ny Fikambanana Ifanampiana koa Izy. Nomena ny fanambarana mikasika ny sitrapon’ny Tompo ny amin’i Emma Smith, F&F 25. Nanome toromarika an’i Emma Smith mikasika ny fanambadiana ny Tompo, F&F 132:51–56.