Rehak’Izao Tontolo Izao Jereo koa Fiavonavonana; Harena; Vola; Zava-poana Faniriana tsy marina sy ezaka hahazoana haren’ny tany sy fananana hita maso ka amelana ny zava-panahy. Fa inona moa no soa ho azon’ny olona, raha mahazo izao tontolo izao, kanefa very ny ainy, Mat. 16:26. Nametraka ny fony tamin’ny harena sy tamin’ny zava-poanan’izao tontolo izao izy, Almà 4:8 (Almà 31:27). Hahafoy ny zavatr’izao tontolo izao ianao, F&F 25:10. Ny fon’ny olona dia mipetraka fatratra amin’ny zavatr’izao tontolo izao, F&F 121:35.