Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany, Ny Jereo koa Famerenana amin’ny laoniny ny Filazantsara; Fiangonan’i Jesoa Kristy; Fiangonana, Anaran’ny; Fiangonana Marina, Ireo Famantarana ny Anarana omena ny Fiangonan’i Kristy amin’ny Andro Farany mba hanavahana izany amin’ny Fiangonana tamin’ireo fotoanandro hafa (F&F 115:3–4). Hampidina fahalalana amin’ny Olomasin’ny Andro Farany ny Tompo, F&F 121:33. Joseph Smith no mpaminany sy mpahita ho an’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany, F&F 127:12. Efa antomotra ny andro lehiben’ny Tompo ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany, F&F 128:21, 24. Nanampy tamin’ny fanangonana ny Olomasin’ny Andro Farany i Joseph Smith, F&F 135:3. Tokony halamina ho andiany ireo Olomasin’ny Andro Farany amin’ny dia mankamin’ny faritra andrefan’i Etazonia, F&F 136:2. Natao mazava ny lalàn’ny fanambadiana ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany, FÔ 1. Omena ny lehilahy mendrika rehetra, mpikambana ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany ny Fisoronana, FÔ 2. Ny fitantarana ny Fahitana Voalohany ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany rehetra, JS—T 1:1.