Zenôka Mpamin’nynin’i Isiraely tamin’ny andron’ny Testamenta Taloha izay tsy voalaza afa-tsy ao amin’ny Bokin’i Môrmôna. Naminany ny fahafatesan’i Kristy, 1 Ne. 19:10. Niteny momba ny Zanak’ Andriamanitra, Almà 33:15 (Almà 34:7). Maty maritiora ho an’ny fahamarinana, Almà 33:17. Naminany momba ny fiavian’ny Mesia, Hel. 8:20.