Andro Farany Jereo koa Famantaran’ireo Fotoana; Fiavian’i Jesoa Kristy Fanindroany Ny fotoana iainantsika ankehitriny. Ny fotoana (na fotoampitantanana) mialoha avy hatrany ny Fiavian’ny Tompo Fanindroany. Manambara aminareo izay ho tonga aminareo any am-parany aho, Gen. 49:1. Ny Mpanavotra dia hitsangana any am-parany eo ambonin’ny tany, Joba 19:25. Amin’ny andro farany, ny tranon’i Jehovah dia haorina, Isa. 2:2. Amin’ny andro farany dia hisy andro mahory, 2 Tim. 3:1–7. Handà ny fiaviana fanindroany ireo mpaniratsira amin’ny andro farany, 2 Pet. 3:3–7. Mamin’ny aminareo ny amin’ny andro farany aho, 2 Ne. 26:14–30. Toy izany no hiantsoana ny fiangonako amin’ny andro farany, dia “Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany,”, F&F 115:4. Ho avy i Kristy amin’ny andro farany, Mos. 7:60.