Kaisara Ao amin’ny Testamenta Vaovao, anaram-boninahitra nahafantarana ny Amperora Romana sasany. Ampiasaina ao amin’ny soratra masina izany ho toy ny tandindon’ny governemanta na ny fahefana eto amin’izao tontolo izao. Aloavy ho an’i Kaisara izay an’i Kaisara, Mat. 22:21 (Mar. 12:17; Lio. 20:25; F&F 63:26).