Josiasa Mpanjaka marina tamin’i Joda, hatramin’ny 641–610 taona talohan’i Kristy (2 Mpan. 22–24; 2 Tan. 34–35). Nandritra ny fitondrany no nahitana ny bokin’ny lalàna tao an-tranon’ny Tompo (2 Mpan. 22:8–13).