Mpitondratena Jereo koa Asa Fanasoavana Vehivavy maty vady ary tsy nanambady intsony. Ny kamboty sy ny mpitondratena dia ho avy sy hihinana, Deot. 14:29. Nanome ny fivelomany rehetra ilay mpitondratena malahelo, Mar. 12:41–44. Vangio ny kamboty sy ny mpitondratena amin’ny fahoriany, Jak. 1:27. Ary ho vavolombelona faingana ny Tompo hiampanga ireo izay mampahory ny mpitondratena, 3 Ne. 24:5 (Zak. 7:10). Hokarakaraina ny mpitondratena sy ny kamboty, F&F 83:6 (F&F 136:8).