Midonana-poana Mitomoe-poana sady tsy mirotsaka amin’ny asa tsara. Raha misy tsy te hiasa dia tsy tokony hihinana izy, 2 Tes. 3:10. Nanjary vahoaka midonana-poana izy ireo, feno fitaka, 2 Ne. 5:24. Fadio ny fidonanaham-poana, Almà 38:12. Izay midonana-poana dia tsy hihinana ny mofon’ny mpiasa, F&F 42:42. Lozan’izay tsy te hiasa amin’ny tanany, F&F 56:17. Aoka hazoto hirotsaka amin’ny tanjona tsara, F&F 58:27. Atsaharo ny fidonana-poana, F&F 88:124.