Voafidy (matoanteny na anarana) Jereo koa Antso, Antsoin’ Andriamanitra Ireo izay nofantenan’ Andriamanitra ho amin’ny andraikitra manokana. Efa nanao fanekena tamin’ny voafidiko Aho, Sal. 89:3. Ny Olomasina dia taranaka voafidy, fanjakà-mpisorona, 1 Pet. 2:9. Kristy no Malala sy Voafidin’ Andriamanitra hatrany am-piandohana, Mos. 4:2.