Manoro hevitra Ny hoe manoro hevitra ao amin’ny soratra masina dia manome saina na mampahafantatra. Manoro hevitra anao Aho hividy amiko volamena voadio tamin’ny afo, Apôk. 3:18. Aza mikatsaka ny hanoro hevitra ny Tompo, Jkb. 4:10. Manoro hevitra amim-pahendrena izy amin’ny asany rehetra, Almà 37:12. Efa tafakatra aty amiko ny fahotanareo noho ianareo mikatsaka ny hanao araka ny fombanareo ihany, F&F 56:14.