Lahitokana Jereo koa Ateraka; Jesoa Kristy Anarana iray hafa entin’i Jesoa Kristy. Izy no Zanaka Lahitokan’ny Ray (Lio. 1:26–35; Jao. 1:14; 3:16; 1 Ne. 11:18–20; 2 Ne. 25:12; Almà 7:10; 12:33; Mos. 7:62).