Adama-ondia-Amàna Jereo koa Adama Ny toerana nitsofan’i Adama rano ny taranany marina telo taona talohan’ny nahafatesany (F&F 107:53–56) ary hahatongavany mialoha ny Fiaviana Fanindroany (F&F 116).