Avana
Famantarana na mariky ny fanekempihavanana nataon’ Andriamanitra tamin’i Noa (Gen. 9:13–17). Manazava ny DJS, Genesisy 9:21–25 (Tovana) fa ilay fanekempihavanana dia mahafoaka ny fampanantenana fa tsy ho safotry ny rano intsony ny tany, fa hiverina ny Zionan’i Enoka, ary ho avy hitoetra eto an-tany indray ny Tompo.