Asera
Ao amin’ny Testamenta Taloha, zanakalahin’i Jakoba sy i Zilpa mpanompovavin’i Lea (Gen. 30:12–13).
Ny fokon’i Asera
Nitsodrano an’i Asera i Jakoba (Gen. 49:20), ary i Mosesy dia nitsodrano ireo taranak’i Asera (Deot. 33:1, 24–29). Ireo taranaka ireo no atao hoe “olom-boafidy sady mahery” (1 Tan. 7:40).