Fomban-drazana
Finoana sy fanao izay miampita amin’ny taranaka mifandimby (2 Tes. 2:15). Ao amin’ny soratra masina, ny Tompo dia mampitandrina mandrakariva ny olo-marina mba hisoroka ny fomban-drazana ratsin’ny olona (Lev. 18:30; Mar. 7:6–8; Môzià 1:5; F&F 93:39–40).